FANASANA : 27 JONA 2015

Amin’izao fankalazana ny faha 55 taona nahazoan’i Madagasikara ny Fahaleovantenany izao dia fifaliana ho an’ny Masoivohon’i Madagasikara sy ny Fikambanan’ny Malagasy eto Berlin ny manasa ny Malagasy mpiray tanindrazana rehetra, hiaraka hikorana sy hifampizara ny nofonkena mitam-pihavanana.

Izany dia hatao :

Ny Asabotsy 27 Jona 2015 manomboka amin’ny 07 ora hariva
ao amin’ny toerana
Prinzenallee 33 – 13359 Berlin
U8 Pankstraße

Ny fandaharam-potoana dia toy izao
 
07 ora :                       Fahatongavan’ireo nasaina
07 ora 45:                   Fanombohan’ny lanonana

          • Hiram-pirenena
          • Teny fiarahabana ataon’ny Chargé d’Affaires a.i
          • Teny fiarahabana ataon’ny Lehiben’ny Fikambanan’ny Malagasy eto Berlin

08 ora – 10 ora 30 :     Fisakafoanana miaraka amin’ny korana
03 ora :                       Fifaranan’ny lanonana

Dia manantena hifanatri-tava amintsika rehetra amin’io lanonana io.

Généralités sur Madagascar

Notre Ambassade

Seepromenade 92
D-14612 Falkensee- Berlin
Allemagne

Téléphone : +49 3322 - 2314-0
Fax : +49 3322 - 2314-29
E-mail : info@botschaft-madagaskar.de

Horaires d'ouverture :
Lun. - Ven :
09:00-12:30 et 13:30-16:30

Jours fériés 2017 :

L'ambassade est fermée les jours fériés suivants:

- 29 Mars
- 14 Avril
- 17 Avril
- 01 Mai
- 25 Mai
- 05 Juin  
- 26 Juin  
- 15 Août 
- 03 Octobre  
- 31 Octobre
- 01 Novembre  
- 25 Décembre  
- 26 Décembre  

Nous contacter