Consular registration of Malagasy nationals is now online
Consular registration of Malagasy nationals is now online

Events

Fiaraha-miory sy fanajàna manokana ofisialy ho an’ny Filoha teo aloha ny Amiraly Didier Igance RATSIRAKA, nialoha lalana antsika, sady mifandraika amin’ny fahatsiarovana ny fitsingerenan’ny 29 Martsa 1947.

74 taona lasa izay ny tolona nataon’ireo mahery fon’ny firenentsika, hahatsiarovantsika taranaka ny fitiavan-tanindrazana namoizana aina mihitsy nasehon’izy ireo. Anisan’ny tsy niroa fo nanompo ny Tanindrazana sy nanokana ny heriny manontolo hanao izay hahasoa ny...

Fiarahabàna ny vehivavy 08 Martsa

Fiarahabàna ny vehivavy 08 Martsa

Ramatoa Mpiandraikidraharaha mpisolo toerana eto amin'ny Masoivoho malagasy eto Alemaina dia faly miarahaba antsika Andriambavilanitra rehetra manerana ny Fari-piadidiana amin'izao Andro iraisampirenena natokana ho an'ny Vehivavy izao.Mba samy hahefa be amin'ny adidy...

Covid-19 pandemic-related measures

Covid-19 pandemic-related measures

The Embassy informs the public of the official lifting of the state of health emergency throughout the Malagasy national territory. However, tourists coming from high-risk countries and currently facing the second wave of the Covid-19 pandemic will be denied entry to...