Les membres de l’association SAKAIZA sont ravis d’annoncer que l’association est bel et bien créée. Une invitation a été lancée aux malgaches résidant en Autriche pour annoncer officiellement le samedi 21 septembre 2019 la création de l’association.

Les membres de l’association SAKAIZA remercient chaleureusement tous ceux qui ont répondu présents à leur invitation, pour les bons moments passés et les échanges d’idées fructueuses. C’est donc un plaisir de partager quelques photos prises à cette occasion. Nous souhaitons également inviter tous les Malgaches qui résident en Autriche à adhérer à l’association SAKAIZA.

Et si vous avez besoin de plus d’informations, n’hésitez pas à nous contacter à l’adresse email mentionnée ci-dessou

sakaizamalagasyverein@gmail.com

Izahay ato amin’ny fikambanana SAKAIZA dia faly milaza fa tafatsangana soa aman-tsara ny fikambanana. Vita soa aman-tsara ihany koa ny fampahafantarana ny fijoroan’io fikambanana io eto Aotrisy izay nanasana ny Malagasy rehetra monina eto,

izay isaorana azy rehetra izay namaly ny antso tamin’ny asabotsy 21 septambra 2019 fa tena nahafinaritra tokoa ny fiarahana sy ny fifanakalozan-kevitra. Ho mariky ny fiarahana dia ireto misy sary vitsivitsy. Manentana ny Malagasy tsy ankanavaka izay monina aty Aotrisy hiditra ao amin’ny fikambanana SAKAIZA.

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manoratra amin’ity adiresy imailaka manaraka ity:

sakaizamalagasyverein@gmail.com